Médias
Les Branches
Taona vaovao ! |
Écrit par Webmaster |
Mardi, 02 Janvier 2024 15:11 |
« Endrey izany hafaliana Taona vaovao, fiainana vaovao. Ry mpianakavin’ny finoana FLMPARIS. Faly miarahaba antsika fianakaviam-be amin’ny anaran’i Jesosy Tompo sy Lohan’ny Fiangonana. Ary amin’ny alalan’ny tonon-kiram-panahy etsy ambony no iarahabana antsika tratr’izao taona vaovao 2024 izao. Isaorantsika ny Tompo samy velon’aina, hiaraka hifaly ary hanomposy hanome voninahitra an’Andriamanitra Ray, Zanaka ary Fanahy Masina. Ho aminareo anie ny fiadanana. Pastora Edmond RAHARIJAONARIVELO mivady. |
Mise à jour le Mardi, 02 Janvier 2024 15:13 |