

Médias
Les Branches
Skoto FSFLM |
![]() |
![]() |
![]() |
Écrit par Webmaster |
Samedi, 15 Novembre 2014 10:32 |
Tily sy Mpanazava hatrany hatrany ! Vonona !
Efa misokatra eto amin'ny FLM Paris ny Sampana SKOTO, mirafitra amin'ny FSFLM (Firaisan'ny Skoto eto amin'ny FLM) ZAVA-KENDRENA :
– Adidy amin’ny tanindrazana sy ny namana – Adidy amin’ny tena
FOMBA FANABEAZANA SKOTO – Lalàna sy fanekena – Fiainam-bondrona – Fandaharana mivoatra sy manintona Izany rehetra izany dia tanterahina ankalamanjana amin’ny alalan’ny lalao (Skotisma dia lalao).
MPIKAMBANA Ny Mpanazava ho an’ny zazavavy, ary ny Tily ho an’ny zazalahy ka mizara toy izao: Mpikambana Beazina Sampana Maitso (12-15 taona) Sampana Mena sy Menafify (16-25 taona)
Nalaina tao amin'ny Facebook "Fanabeazana Skoto" sy ny tranonkala : http://loterana-malagasy.org/sampana-velona/fsflm-fikambanana-skoto/ |
Mise à jour le Lundi, 15 Janvier 2018 18:03 |
Calendrier
