Fahasoavana anampy fahasoavana ! Imprimer
Écrit par Pasteur   
Mercredi, 04 Janvier 2017 17:08

Toriteny taom-baovao

JESOSY IRERY IHANY !

"Fahasoavana anampy fahasoavana" Jaona 1.16
Ry mpianakavin'ny finoana,
Izany tenin'Andriamanitra izany koa no entin'ny komity FLM Paris miarahaba anareo tratry izao taona vaovao 2017 izao. 
Ho taom-pahasoavana amin'ny fahafenoana ka handraisantsika fitahiana sy hery ary ny fanaovana ahazoana mananteraka ny andraikitra sy ny adidy masina eo amin'ny fanompoana ary koa eo amin'ny ankohonana.
Dia samy ho vonona isika, tsy hana-tsiny amam-pondro, miandry ny fihavian'ny Tompo.
Ho aminareo ny fahasoavan'i Jesosy Kristy Tompo. Amena !
Pastora Edmond Raharijaonarivelo 
sy ny komity FLM Paris

Mise à jour le Samedi, 30 Décembre 2017 22:21