Krismasin'ny Toby Imprimer
Écrit par ZFLM - Mihary Andraina   
Mardi, 26 Janvier 2016 10:38

 Fankalazana ny krismasin'ny toby Pouru Saint-Remy,23-24 Janoary 2016
Lahateny : Ny fiainan'ny olom-boafidy manoloana ny teny fikasan'Andriamanitra, araka ny filazantsaran'i Jaona 1:4 "Izy no nisiam-piainana; ary ny fiainana no fanazavana ny olona - Pastora RAHARIJAONARIVELO Edmond

Toriteny : "Fa izay rehetra nandray Azy dia nomeny hery ho tonga zanak'Andriamanitra, dia izay mino ny anarany" Jaona 1:12 - Dr RAOELISON Helinirina,Raiamandrenin'ny toby

Mise à jour le Jeudi, 04 Février 2016 23:08