Vaovao sy fandaminana Imprimer
Écrit par Pasteur   
Samedi, 10 Juillet 2021 10:47

 - Mandritra ny volana jolay sy aogositra :

Manomboka amin'ny 11:00 ny fotoam-pivavahana ao amin'ny 7 rue Marie Rose (Fidirana tokana, tsy misy fisoratana anarana)
- Alahady voalohany sy faha-3 : Fandraisana ny Fanasan'ny Tompo
- Alahady faha-2 sy faha-4 : Asa sy Fampaherezana.
*** Noho ny antony manokana dia TSY MISY FOTOAM-PIVAVAHANA NY ALAHADY 11 JOLAY ao amin'ny 7 rue Marie Rose ***

- Ny Isan-taonan'ny Toby Pouru Saint Rémy dia atao ny 9-14 jolay ao amin'ny Ermitage de Saint Walfroy - 08370 Margut.
Mirary ny fitahian'i Jesosy ho amintsika rehetra !

 

Mise à jour le Samedi, 10 Juillet 2021 10:50