Lasa i Dadatoa Germain Andrianarijaona |
Écrit par Dr Lalao R |
Vendredi, 07 Juin 2019 15:57 |
"Ianareo manao Ahy hoe Mpampianatra sy Tompo; ary marina ny filazanareo, fa izany tokoa Aho. Koa raha Izaho, Tompo sy Mpampianatra aza no nanasa ny tongotrareo, ianareo kosa mba tokony hifanasa tongotra" (Jaona 13.13-14) Lasa tokoa lahy Dadatoa Germain na Papan'i Tahina ! Banga dia banga ny toerany, tsy eo amin'ny vady aman-janany ihany na ny ankohonany fa eo amin'ny FLM iray manontolo ! Tena nitory an'i Jesosy manerana ny nosy sy hatratÿ ampitan-dranomasina izy. Vita ny azy tompoko ! Ny antsika no sisa ! Dr Lalao R
|
Mise à jour le Vendredi, 28 Juin 2019 21:30 |