Vaovao fanorenana ny Toby |
Écrit par Komity Toby Pouru |
Samedi, 17 Juin 2017 14:04 |
"Ary ataovy ny trano, dia ankasitrahako izany, sady ankalazaina aho, hoy Jehovah" Hagay 1:8b Miarahaba amin'ny anaran'i Jesosy Kristy Tompontsika anareo tompoko, Ireto indray ny vaovao mikasika ny Fanorenana ny Toby Pouru, volana Jona. Ny vaovao misongadina amin'ity volana ity dia ny fitsanganan'ny Tarika Nehemia. Dia misaotra anareo mialoha sy mirary fitahin'ny Tompo indray |
Mise à jour le Vendredi, 29 Décembre 2017 21:41 |