Vaovaon'ny Toby Pouru |
Écrit par Komity Toby Pouru |
Vendredi, 10 Février 2017 10:58 |
"Ary ataovy ny trano, dia ankasitrahako izany, sady ankalazaina aho, hoy Jehovah" Hagay 1:8b Toby Pouru Saint-Rémy JESOSY IRERY IHANY Tompoko, Ampitomboina ho aminareo mandrakariva anie ny Fahasoavana avy amin'Andriamanitra Ray sy Jesosy Kristy Tompo. Toy izao indray ny vaovao momba ny fanorenana ny trano ho Toby : - Mbola mitohy ny fanangonam-bola eto amin'ny internet CREDOFUNDING fa tsy tapitra tamin'ny 26 avril. Isaorana ireo nanaparitaka ny vaovao sy efa nandray anjara. - Miandry ny dossier Permis de Construire avy amin'ny Maitre d'oeuvre isika izao. - Ireto misy fanentanana mikasika ny fanorenana ny Toby : Video youtube : https://www.youtube.com/watch?v=YFK8o_fMA9Y Emissions Radio fréquence protestante : http://frequenceprotestante.com/diffusion/comment-dire-du-14122016/ http://frequenceprotestante.com/diffusion/comment-dire-du-21122016/
https://frequenceprotestante.com/diffusion/projet-mosaic-du-12052017/
- Mbola tsy tratra ny vola 200.000 € hahafahantsika manomboka ny asa, koa mangataka ny fanohanana ny asa ara-bavaka sy fanentanana isam-piangonana . MIsy ezaka vaovao hanentanana ny mpiandry tsirairay, mbola hisy ny fanazavana bebe kokoa. Dia mirary ny fiadanan'i Jesosy tompoko. Amin'ny anaran'ny Biraon'ny Komitin'ny Toby Ny Filoha : Dr Randriambololona Jean Ny Mpitantsoratra : Ramanatsoa Germain |
Mise à jour le Vendredi, 29 Décembre 2017 21:44 |