

Médias
Les Branches
Isan-telovolana Fileovana Paris |
![]() |
![]() |
![]() |
Écrit par Webmaster |
Jeudi, 27 Janvier 2022 14:37 |
Miarahaba antsika eto amin'ny Fileovana amin'ny anaran'i Jesosy, Hatao any Orléans ny isan-telovolana ny 29 sy 30 Janoary ho avy izao. Mangataka antsika rehetra mba hanaparitaka sy hanentana ny mpianakavin'ny finoana ho tonga amin'izany fotoana izany. Marihina fa samy hafa ny toerana ny asabotsy sy alahady. Ny teny faneva dia : «Filazantsara, herin’Andriamanitra ho famonjena izay mino » Rom.1:16
Indro ampitaina amintsika ny >>> FANDAHARANA <<< Mba hahazoan'ny eo an-toerana manomana ny sakafo dia iangaviana isika handefa ny isan'ny olona ho tonga any amin'ny raiamandreny katekista Maurice RAJOHARISON (jereo ao amin'ny programa ny numéro na Cette adresse email est protégée contre les robots des spammeurs, vous devez activer Javascript pour la voir. ). Aza adino ny mitondra :
Miantso ny komity Fileovana Paris hivory ny asabotsy ao aorian'ny fotoana amin'ny 20h. Mirary soa antsika rehetra ary manantena ny fahatongavan'ny rehetra, Samy ho tahiana tompoko, Riana RAMANAMBELO Mpitan-tsoratra Fileovana Paris |
Mise à jour le Lundi, 05 Septembre 2022 13:38 |
Calendrier
