

Médias
Les Branches
Zaikakely KTLM synoda |
![]() |
![]() |
![]() |
Écrit par Webmaster |
Vendredi, 13 Avril 2018 12:09 |
"Fa katsaho aloha ny Fanjakany sy ny Fahamarinany, dia hanampy anao izany rehetra izany "Matio 6.33 Zoma 13, sabotsy 14, alahady 15 aprily 2018 - Fileovana Strasbourg Toerana : 35 rue de la Tour, 67000 Strasbourg Zoma 13 aprily 2018 17h : Fandraisam-bahiny 18h: Fanompoam-pivavahana fanokafana
Sabotsy 14 avrily 2018 10h30 : Fampianarana Soratra Masina 14h30 : Vondron'asa 16h15 : Asa sy Fampaherezana 18h30 : SAKAFON-JOBILY FAHA-25 TAONA FLM SYNODA EOROPA "Mitana mafy ny finoana" Apok 2.13
Alahady 15 aprily 2018 10h30 : Fanompoam-pivavahana sy fandraisana ny Fanasan'ny Tompo FANKALAZANA NY JOBILY PASTORA RAHARIJAONARIVELO EDMOND MIVADY "Fa tsy ny tenanay no torinay, fa Kristy Jesosy Tompo, ary izahay dia mpanomponareo noho ny amin'i Kristy" II Kor 4.5 |
Mise à jour le Mercredi, 18 Avril 2018 09:42 |
Calendrier
