Vaovao SKOTO Imprimer
Écrit par Webmaster   
Jeudi, 19 Février 2015 11:33

Faly miarahaba an'ise amin'ny anaran'i Jesosy Kristy Tompontsika

- Vita soa aman-tsara ny lasy tany amin'ny Ile de loisirs Bois-le-Roi. Isaorana ny Tompo ny fahatanterahan'izany na dia teo aza ny hatsiaka sy ny orana.

- Ny lasy skoto manaraka dia hatao ny 1-2-3 Jolay ho avy izao any Jambville . Mbola holazaina amintsika ny antsipiriany.

- Fivoriana isaky ny alahady faharoa aorian'ny fotoam-pivavahana

 

 

Pejin'ny Skoto

Mise à jour le Mercredi, 18 Mai 2016 14:40