FIARAHA-MIVAVAKA "ZOOM" Imprimer
Écrit par Webmaster   
Mardi, 02 Juin 2020 19:46

Ry havana malala ao amin'ny Tompo, mbola mitohy ireo fotoana karakarain'ny Fiangonana / Sampana / Faritra azontsika isan-tokantrano arahina isan'andro amin'ny alalan'ny application "ZOOM". Toy izao ny Fandaharana :

*** FBL FILEOVANA : niova ho alarobia 18:00 manomboka ny 1 jolay izao

*** NY FOTOANA ALAHADY dia fidirana indray mandeha 12:00 ihany sisa.

Mise à jour le Samedi, 05 Septembre 2020 19:18