Alahady 02 febroary 2020 Imprimer
Écrit par Webmaster   
Jeudi, 30 Janvier 2020 11:25

Ry Mpianakavin'ny Finoana eto amin'ny FLM Paris

Tompoko,
Miarahaba antsika amin'ny Anaran'i Jesosy Tompo.
Araka ny fandaminana izay efa nolazaina teo amin'ny filazana raharaham-piangonana dia zavatra roa no miandry antsika amin'ny alahady 2 Febroary 2020 izao :


1. Alahadin'ny Pastora ANDRIAMAHENINA Mamy mivady
2. Fifidianana izay ho KOMITY vaovao hitondra ny FLM Paris mandritra ny 4 taona manaraka.


Koa aoka samy hitondra am-bavaka izany isika rehetra.
Ho voninahitr'Andriamanitra irery ihany.
Ho aminareo ny fiadanan'i Kristy Jesosy.
Pastora Edmond RAHARIJAONARIVELO
FLM Paris

Mise à jour le Vendredi, 07 Février 2020 19:02