top
logo

suivez-nous-sur-facebook.jpg

Médias


Bienvenue ! Nouvelles ARCHIVES Isan-telovolana Fileovana Paris
Isan-telovolana Fileovana Paris PDF Imprimer Envoyer
Écrit par Webmaster   
Jeudi, 27 Janvier 2022 14:37

Miarahaba antsika eto amin'ny Fileovana amin'ny anaran'i Jesosy,

Hatao any Orléans ny isan-telovolana ny 29 sy 30 Janoary ho avy izao. Mangataka antsika rehetra mba hanaparitaka sy hanentana ny mpianakavin'ny finoana ho tonga amin'izany fotoana izany.

Marihina fa samy hafa ny toerana ny asabotsy sy alahady. 

Ny teny faneva dia : «Filazantsara, herin’Andriamanitra ho famonjena izay mino » Rom.1:16

 

Indro ampitaina amintsika ny >>>  FANDAHARANA  <<<


Mba hahazoan'ny eo an-toerana manomana ny sakafo dia iangaviana isika handefa ny isan'ny olona ho tonga any amin'ny raiamandreny katekista Maurice RAJOHARISON (jereo ao amin'ny programa ny numéro na Cette adresse email est protégée contre les robots des spammeurs, vous devez activer Javascript pour la voir. ). 

Aza adino ny mitondra : 

  • vokatra na solom-bokatra
  • passe vaccinal
  • mitondra am-bavaka ny fotoana rehetra

Miantso ny komity Fileovana Paris hivory ny asabotsy ao aorian'ny fotoana amin'ny 20h. 

Mirary soa antsika rehetra ary manantena ny fahatongavan'ny rehetra, 

Samy ho tahiana tompoko,


Riana RAMANAMBELO

Mpitan-tsoratra Fileovana Paris 

Mise à jour le Lundi, 05 Septembre 2022 13:38
 

Calendrier

Le mois dernier Novembre 2022 Le mois prochain
L Ma Me J V S D
week 44 1 2 3 4 5 6
week 45 7 8 9 10 11 12 13
week 46 14 15 16 17 18 19 20
week 47 21 22 23 24 25 26 27
week 48 28 29 30

bottom

Copyright : FLM Paris 2011 - Joomla,ThemZa .