top
logo

suivez-nous-sur-facebook.jpg

Médias


Bienvenue ! Nouvelles ARCHIVES Vaovao fanorenana Toby, Jolay 2021
Vaovao fanorenana Toby, Jolay 2021 PDF Imprimer Envoyer
Écrit par Komity Fanorenana   
Samedi, 10 Juillet 2021 12:03

Faly miarahaba anareo indray tompoko, amin'ny anaran'i Jesosy Kristy Tompontsika.

Inty indray ary ny vaovao "Jolay 2021" mikasika ny Fanorenana ny Toby Pouru.

Miroso amin’ny dingana manaraka isika amin’ity asa fanorenana ity. Voasoratra ao anatin'ny taratasy ny antsipirihany amin'izany.

Taratasy alefan'ny Biraon'ny Toby araka ny mahazatra antsika amin'ny 

- teny malagasy

- teny frantsay

Dia misaotra anareo mialoha ary mirary fitahin'ny Tompo ho antsika rehetra manoloana ny asany.

Kaleba Andrianasolo

Mpitan-tsoratra

 

Mise à jour le Lundi, 05 Septembre 2022 13:57
 

Calendrier

Le mois dernier Mars 2024 Le mois prochain
L Ma Me J V S D
week 9 1 2 3
week 10 4 5 6 7 8 9 10
week 11 11 12 13 14 15 16 17
week 12 18 19 20 21 22 23 24
week 13 25 26 27 28 29 30 31

bottom

Copyright : FLM Paris 2011 - Joomla,ThemZa .