

Médias
Les Branches
Vaovao sy fandaminana |
![]() |
![]() |
![]() |
Écrit par Pasteur |
Samedi, 10 Juillet 2021 10:47 |
- Mandritra ny volana jolay sy aogositra : Manomboka amin'ny 11:00 ny fotoam-pivavahana ao amin'ny 7 rue Marie Rose (Fidirana tokana, tsy misy fisoratana anarana)
- Alahady voalohany sy faha-3 : Fandraisana ny Fanasan'ny Tompo
- Alahady faha-2 sy faha-4 : Asa sy Fampaherezana.
*** Noho ny antony manokana dia TSY MISY FOTOAM-PIVAVAHANA NY ALAHADY 11 JOLAY ao amin'ny 7 rue Marie Rose ***
- Ny Isan-taonan'ny Toby Pouru Saint Rémy dia atao ny 9-14 jolay ao amin'ny Ermitage de Saint Walfroy - 08370 Margut.
Mirary ny fitahian'i Jesosy ho amintsika rehetra !
|
Mise à jour le Jeudi, 21 Octobre 2021 21:05 |
Calendrier
