top
logo

suivez-nous-sur-facebook.jpg

Médias


HERINANDRO MASINA PDF Imprimer Envoyer
Écrit par Komity FLM Paris   
Mercredi, 24 Mars 2021 13:44

Fampianarana Soratra Masina (Enseignement biblique)

29 martsa - 2 avrily 2021 , isan-kariva 20:00 ao amin'ny Zoom, (afa-tsy ny alakamisy masina.)

Lohahevitra : « Jesosy Kristy voahombo amin’ny hazofijaliana »

Teny fototra « ninia tsy hahafantatra zavatra hafa teo aminareo aho, afa tsy Jesosy kristy, indrindra fa Izy voahombo teo amin'ny ambon’ny hazofijaliana ». 1 Kor 2.2

- Alatsinainy 29 martsa. « izahay mitory an'i Kristy, voahombo tamin’ny hazofijana » 1 Kor.1 :23. Pastora RAHARIJAONARIVELO Edmond

- Talata 30 martsa. « voahombo miaraka amin'ny Kristy » Rom.6 :8. Katekista RANDRIAMALALA Mirahoson

- Alarobia 31 martsa. « Indro ny Zanak'ondrin'Andriamanitra izay manaisotra ny fahotan’izao tontolo izao » Jao. 1 :29. Pastora RATSIMBAZAFY Solohery

- Alakamisy Masina 1 aprily (présentiel) ao amin'ny  7 rue Marie Rose, Paris 14ème , 13:00. FOTOAM-PIVAVAHANA sy Fandraisana ny Fanasan'ny Tompo.

- Vendredi 2 avril. « Mijery an'i Jesosy….izay niaritra ny hazofijana » Heb.12 :2. Pastora RAHARIJAONARIVELO Edmond

Ho aminareo ny fiadanana. FLM Paris

Mise à jour le Mercredi, 24 Mars 2021 13:51
 

Calendrier

Le mois dernier Juin 2023 Le mois prochain
L Ma Me J V S D
week 22 1 2 3 4
week 23 5 6 7 8 9 10 11
week 24 12 13 14 15 16 17 18
week 25 19 20 21 22 23 24 25
week 26 26 27 28 29 30

bottom

Copyright : FLM Paris 2011 - Joomla,ThemZa .