

Médias
Les Branches
FOTOAM-PIVAVAHANA |
![]() |
![]() |
![]() |
Écrit par Webmaster |
Mercredi, 08 Juillet 2020 19:38 |
Miarahaba antsika amin'ny Anaran'i Jesosy ! Manomboka amin'ny fiandohan'ny volana septambra, dia efa miverina manomboka amin'ny 11:30 toy ny mahazatra ny fotoanantsika. Efa hiverina miandalana koa ny fivoriana fanaon'ny sampana... Mbola tandrovantsika hatrany ny fihetsika fiarovana rehetra toy ny fitondrana masque sy ny fanajana ny elanelana ary ny fanasana tanana. "Aza mahafoy ny fiarahantsika "mivavaka" ...(Heb 10:25) |
Mise à jour le Mercredi, 07 Octobre 2020 09:30 |
Calendrier
