

Médias
Les Branches
A propos de nous |
![]() |
![]() |
![]() |
Écrit par Webmaster |
Lundi, 13 Décembre 2010 10:07 |
FIANGONANA LOTERANA MALAGASY - FLM - Ny Fiangonana Loterana Malagasy dia mino sy manaiky ary mampianatra fa ny Soratra Masina dia ny Boky Kanonika ao amin'ny Testamenta Taloha sy ny Testamenta Vaovao, no Teny nambaran'Andriamanitra. Izany Soratra Masina izany no hany fototra iorenan'ny finoany sy ny fampianarany ary ny fiainany sy ny asany. NY FLM dia mandray ho filazana fohy ny votoatin'ny fampianaran'ny Soratra Masina ny Boky Symbolika na Konfesionan'ny Fiangonana Loterana, dia : 1- Ny foto-pinoana eken'ny Fiangonana Kristiana eran'izao tontolo izao, "Symboles Oecumeniques", dia ny Fanekem-pinoana Apostolika sy Niseana ary Atanaziana. 2- Ny konfesiona tany Aogsborga, edisiona voalohany taona 1530, "Confessio Augustana Invaritia" sy ny Foto-pianarana Kely nataon'i Dr Martin Lotera.
FIANGONANA LOTERANA MALAGASY (F.L.M.) Foibe toerana : rue R.P. Jules Pochard Andohalo - B.P. 1741 - 101 Antananarivo Immeuble SALFA internet : loterana-malagasy.org BIRAO FOIBE FLM : - Filoha : Pastora Rakotonirina David - Filoha lefitra : Pastora Octave Benil - Tonia : Pastora Randrianirina Dieudonné - Tonia : Rtoa Toromare Mananato - Mpitahiry vola : Lahiniriko Jean
FLM PARIS Culte tous les dimanches à 11h 30 au 7 rue Marie Rose, Paris 14ème Métro Alésia. Ecole du dimanche et Réunion des Jeunes à partir de 10h Traduction française du Culte en instantanée sur écran et wifi
|
Mise à jour le Mercredi, 04 Janvier 2017 21:58 |
Calendrier
