Médias
Les Branches
CD "Reformasiona 500 taona" |
Écrit par Webmaster |
Mardi, 14 Novembre 2017 19:14 |
Amin'izao fankalazana ny faha-500 taonan'ny Reformasiona izao, ny FLM Paris dia faly manolotra anao CD fahatsiarovana manokana misy ny hira "REFORMASIONA 500 TAONA" izay notontosain'i Ramatoa Alisera Ramampiandra. Ny sarany fandraisana anjara dia 5€. Ho hitanao isaky ny fotoam-pivavahana alahady. Raha misy maniry te-hanafatra ny ankoatran'ny eto Paris dia afaka mifandray amin'ny Pastora.
|
Mise à jour le Jeudi, 01 Mars 2018 00:13 |