Médias
Les Branches
Vaovao fanorenana ny Toby |
Écrit par Fanorenana Toby |
Mercredi, 04 Octobre 2017 07:54 |
"Ary ataovy ny trano dia hankasitrahako izany, sady hankalazaina aho, hoy Jehovah" Hagay 1:8b Ireto indray ny vaovao voaray farany mikasika ny fanorenana ny trano ho Toby any Pouru Saint Rémy Voalaza amin'izany ny momba ny andinindininy amin'ny teti-bola, sy ny fanentanana mikasika ny tetikasa "Tarika Nehemia" - VAOVAO Dia manao veloma finaritra anareo amin'ny Anaran'i Jesosy Kristy Tompontsika Ny Biraon'ny Komitin'ny Toby |
Mise à jour le Samedi, 30 Décembre 2017 16:12 |